❗️ Any amin’ny faritra SOFIA, olana iray lehibe sedrain’ireo mpiasan…‘ny fahasalamana sy ireo mpitandron’ny filaminana manao ny asany amin’ireny “contrôle sanitaire” ireny ny tsy fisian’ny herinaratra.
🔴 Nivaha izany ankehitriny satria tonga nanolotra “kit Bio-Lite” na herinaratra miampy jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro ny “Baobab+”.
🔴 Aparitaka manerana ireo distrika 7 mandrafitra ny faritra SOFIA ireto fitaovana ireto ho fiatrehana ny valan’aretina Coronavirus.
Araho tsy tapaka ny vaovaon’i Mdagasikara ao amin’ny https://actu.orange.mg/
See More