Nirotsaka antsehatra ny zandarimariam-pirenena androany 6 jolay, nanara-maso ny fanajana ny fepetra ara-pahasalamana sy fanajana ny fihibohana tao amin’ny kaominin’Ivato.
🔵🔵Niditra tao an-tsenan’Ivato tanana ny ekipan’ny zandary ary nanakatona avy hatrany ireo mpivarotra entana hafa ankoatra ny PPN.
⛔️⛔️Anisan’izany ireo mpivaro-damba, mpivarotra CD sy finday, mpivarotra kojakojan-dakozia, plastika…
⚠️⚠️Mbola hitohy ny fanaraha-maso hatao ary tsy hilefitra amin’ny mpandika lalàna izahay, hoy ireo zandary.

Araho tsy tapaka ny vaovaon’i Madagasikara eto amin’ny https://actu.orange.mg/depeches/ See More



Source link