🔴🔴🔴 Nivaly ny fitiliana Covid-19 nataon’ireo Loholon’i Madagasikara …sy mpiasa eo anivon’ny Antenimieran-doholona. Fantatra fa olona 14 amin’ireo 75 nanaovana fakana singa no voamarina fa mitondra ny tsimok’aretina Covid-19, araka ny fampitam-baovao avy amin’ny Antenimieran-doholona.

▶️ https://bit.ly/2W4SKGY See More



Source link