🔴🔴🔴 Manoloana ny zava-misy eto amin’ny firenena mahakasika ny valan’…aretina Covid-19 sy ny fitohizan’ny hamehana ara-pahasalamana dia :

👉 Voaràra ny fanaovana fanatanjahan-tena miaraka (Sport collectif) toy ny baolina kitra, basket ball… eo amin’ireo kianjan’ ny Oniversiten’i Toamasina.

✔️✔️ Ho hentitra ny fepetra horaisina ho an’izay minia tsy manaraka io lamina napetraka io, araka ny fampitam-baovao avy amin’ny Oniversiten’i Toamasina. See More



Source link