🔥🔥🔥 Manoloana ny fisian’ny olona voamarina fa mararin’ny Covid-19 an…y Tolagnaro sy Toliara dia nanapa-kevitra ireo tompon’andraikitra fa atsahatra aloha ny fitaterana olona mampitohy ny faritra Androy amin’ireo faritra hafa manodidina azy.
✔️✔️ Tsy maintsy manao aro-tava ihany koa ireo rehetra izay tsy maintsy mivezivezy. Manomboka ny alatsinainy voalohany amin’ny volana jona dia handraisana fepetra manokana ireo rehetra minia tsy manao aro-tava, araka ny fantatra, araka ny fantatra.
Araho tsy tapaka ny vaovaon’i Madagasikara ao amin’ny https://actu.orange.mg/
See More