🔥🔥🔥Niafara tamin’ny famoahana basy ny fifamaliana teo amin’ny olona …2 tao amina efitrano fisakafoanana iray tao amin’ny Fokontany Ambalafary, Kaominina ambanivohitr’ Ilakaka, Distrikan’ Ihosy, ny alin’ny 30 jolay tokony ho tamin’ny 10 ora. Tsy nahazaka ny iray ka nandeha naka ny basiny tany an-tranony izay basim-borona 1 sy PA 1.
🔺🔺Niverina teo amin’ilay toerana ity farany ka nitifitra avy hatrany. Soa fa voafehin’ireo miaramila nanao fisafoana izy ka azo ny basy teny an-tanany. Mbola namerina ilay fitifirana indray izy tamin’ny PA fa nalaky voasinton’ny miaramila iray izany. Tsy nisy ny naratra na aina nafohy fa ny varavarana no niantefan’ny bala.
🔵Ny andron’io ihany dia nalefa teny amin’ny borigadin’ny zandarimaria ny raharaha ary nakarina any amin’ny fampanoavana ao Ihosy.

Araho tsy tapaka ny vaovaon’i Madagasikara eto amin’ny https://actu.orange.mg/depeches/
See More