🔴🔴🔴 Nahatonga fitaovana maro toy ny EPI, pulvérisateur, eau de javel, solution hydroalcoolique ary sac poubelle natokana hoan’ireo tompon’andraikitry ny tontolo iainana sy fahadiovana eny amin’ny hopitaly manerana ny faritra 22 ny Ministeran’ny Fahasalamambahoaka, vokatry ny fiaraha-miasa amin’ny tetikasa FAFY.
✔️✔️ Tafiditra ao anatin’ny ezaka fitandroana ny fitantanana ny fako sy fanamafisana ny fisorohana sy famehezana ny fihanaky ny aretina izany.

Araho tsy tapaka ny vaovaon’i Madagasikara ao amin’ny https://actu.orange.mg/ See More



Source link