🔥🔥🔥 Hanomboka ny alatsinainy 4 mey ny fanisana ireo fianakaviana ten…a sahirana ao amin’ny kaominina Ivato izay tokony hisitraka ny « Tosika Fameno », 100 000 ariary isan-tokantrano.
Toy izao no fandaminana:
✔️✔️ Ny mponina avy amin’ny fokontany Tanambao sy Mandrosoa dia ao amin’ny Tranompokonolona Mandrosoa.
✔️✔️ Ny mponina ao amin’ny fokontany Ivato Aéroport rehetra teo aloha dia eo amin’ny kaominina.
✔️✔️ Ny mponina avy ao Ambodirano, Ilaivola, Ankadindravola dia ao amin’ny Tranompokonolona Ankadindravola.
Araho tsy tapaka ny vaovaon’i Madagasikara ao amin’ny https://actu.orange.mg/
See More